[PDF] [PDF] FANABEAZANA OLOM-PIRENENA - FES Bibliothek der Friedrich

fananana sy harena lehibe ho an'ny malagasy indrindra any Atsimo ny omby, io "handalina ny fehin-kevitry ny fivoriana" (Jereo ny famaranana, eo amin'ny hoe : HO 40 mamerin-taona: rnandany 2 taona sy 4-bolana ao amin'ny kilasy iray ny -Ampiasaina any an-tsekoly ny fampitan-kevitra sy fifandraisana (lesona 



Previous PDF Next PDF





[PDF] MAMY, KILASY FAMARANANA, ARY NY LAGARDE ET MICHARD

mpampianatra ato amin'ny Sampana Teny Malagasy eto amin'ny 2 1 2 2 ny fomba nanehoana ny vontoatin'ny boky kilasy famaranana 2 1 3 ny endriky ny tombana 2 1 3 1 ny tombana nentina nanorina ny lesona Tranonkala, manuel_de_littérature_070223 pdf , op, cit, « il peut opter pour un regroupemt 



[PDF] Classe Terminales A, C, D - Ministère de lEducation Nationale

Ny mpianatra nahavita ny kilasy famaranana dia afaka: ▫ Mifehy ny Azo ambara miompana amin'ny filôzofia Malagasy ny famaranana ny lesona mikasika ny



[PDF] MALAGASY - Fichier-PDFfr

10 avr 2020 · Mahay mikirakira sy mampiasa ny teny malagasy amin'ny maha fitaovam- pifandraisana Ny mpianatra mahavita ny kilasy famaranana dia:



[PDF] Malagasy PDF

Raha tsy fantatrao ny dikan' ny teny iray dia jereo ao amin' ny fizarana hoe “Teny tsara ho fantatra" amin' ny faran' ity boky ity Misy ihany koa fahalalana momba 



[PDF] COMPOSITION 3ème TRIMESTRE

Provisorat Adjoint Lycée Andohalo Laza Adina : MALAGASY Faharetany : Ora TELO Kilasy : FAHAROA Ora TELO sy sasany Kilasy : FAMARANANA A 



[PDF] Mpitarika maka lesona aminny tantara Mametraka maridrefy sy

B I Frantsa sy ny mpitondra malagasy tao anatin'ny repoblika nifanesy teto Madagasikara 16 C Perspectives des relations extérieures de Madagascar,



[PDF] FANABEAZANA OLOM-PIRENENA - FES Bibliothek der Friedrich

fananana sy harena lehibe ho an'ny malagasy indrindra any Atsimo ny omby, io "handalina ny fehin-kevitry ny fivoriana" (Jereo ny famaranana, eo amin'ny hoe : HO 40 mamerin-taona: rnandany 2 taona sy 4-bolana ao amin'ny kilasy iray ny -Ampiasaina any an-tsekoly ny fampitan-kevitra sy fifandraisana (lesona 



[PDF] piliers du Développement Durable de Madagascar

lesona, ny fampiharana sy ireo stages anaty orinasa Ahitàna ny teny malagasy mahalaza ny tiany ambara ireo tanora kilasy famaranana, filohan'ny club 



[PDF] Projet de Loi n°016/2020 portant Loi de Finances pour 2021

lafiny toekarena ary maneho ny finiavana hanamafy ireo lesona azo tao anatin'ny fitantanana ity krizy ity fitondrampanjakana Malagasy dia hanohy araka izany ny fanohanany miaraka ny tinady sy ny tolotra indrindra fa mahakasika ny heloka tsotra kilasy fahatelo : FAMARANANA SY FANEFANA NY SARA SY HABA



[PDF] MR_Care_Guide_210708indd - Planipolis

10 nov 2008 · Ampitomboina ny salan'isa takina amin'ny fanadinana famaranana ny any amin'ny Fokontany manana sekoly fa tsy feno hatrany amin'ny kilasy faha-5 eo amin'ny taranja Malagasy, Frantsay ary Matematika sy ny 

[PDF] roemer verre

[PDF] option grec bac

[PDF] enzymes de restriction exercices corrigés

[PDF] rt-pcr definition

[PDF] enzymes restriction cours

[PDF] rt-pcr principe pdf

[PDF] enzymes de restriction et diagnostic génétique

[PDF] méthode northern blot

[PDF] rt pcr protocole

[PDF] rt pcr quantitative

[PDF] arn antisens définition

[PDF] les formules de politesse en français ? l'oral

[PDF] adn antisens

[PDF] thérapie antisens

[PDF] sirna

FANABEAZANA

OLOM-PIRENENA Réseau des Jeunes

pour la Démocratie et la PolitiqueRECUEIL DES TEXTES SUR LA

RECHERCHE DE CONSENSUS

A MADAGASCAR

(VOL. I)

RECUEIL DE TEXTES

SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS

A MADAGASCAR

(VOL. 1) Réalisation : KMF/CNOE & RJDP (Réseau des Jeunes pour la Démocratie et la Politique), en partenariat avec la Friedrich-Ebert-Stiftung (FES) avec la collaboration de Danielle Hoby Rabehaja, Mamy Auguste Andrianirina, Tanteliniaina Victor Rakotoarison, Cocken Razafiarison

Coordination : Jean Aimé A. Raveloson

Antananarivo, mai 2009

PREFACE

Madagascar est en train de vivre encore une fois, dans son histoire post-indépendance, une crise qui

n'est pas facile à résoudre. Les derniers événements ont provoqué, à l'extérieur et à l'intérieur du pays,

plus de questions que de réponses. Le consensus national est-il vraiment recherché ? Les protagonistes

sont-ils vraiment intéressés au bien de la nation et de son développement ? Est-ce que Madagascar a,

presque 50 ans après son indépendance, une chance réelle de vivre plus de justice sociale et de

démocratie ? Quelles seront les prochaines étapes ?

Pour le moment, personne n'a de réponse. Il n'y a que des négociations qui pourront donner une solution

durable. Cette solution devrait être participative et ainsi inclure tous les acteurs politiques et toutes les

tendances de la nation. Est-ce qu'il y a une volonté politique de construire des structures de base de la

démocratie acceptées par toutes les parties prenantes ? Est-ce que tous les partis politiques sont prêts à

une redéfinition du pouvoir ? Est-ce que la presse aura la liberté pour accompagner le processus ? Est-ce

que la société civile saura s'impliquer et sera impliquée dans les débats ? Les risques restent évidents et

encore une fois, si des acteurs importants sont exclus de la transition, une crise comme celle de

2001/2002 ou celle de 2009 se reproduira.

Pourtant, Madagascar a maintenant toutes les chances d'identifier les règles de son fonctionnement pour

son propre avenir. Le pays appartient à son peuple, à toutes les femmes et hommes, à tous ceux qui

travaillent la terre, aux pêcheurs, à ceux qui habitent dans les grandes villes ou dans toutes les autres

régions de l'île. Le pays appartient aux jeunes et aux personnes âgées, mais aussi aux Malgaches qui ne

sont pas encore nés. Cette responsabilité est à considérer dans toutes les décisions à prendre

actuellement.

Avec cette compilation de textes, la Friedrich-Ebert-Stiftung (FES) et ses partenaires espèrent contribuer

aux discussions importantes et nécessaires à Madagascar. L'objectif principal est de montrer aux

lecteurs tous les efforts qui ont été déjà déployés dans le passé pour éviter des crises politiques. Bien sûr,

les réponses d'hier ne sont pas les solutions d'aujourd'hui ou de demain. Cependant, elles restent des

points de références qui pourront contribuer à l'issue de la crise actuelle. La compilation comprend trois volumes. Le Volume 1 regroupe divers recueils de textes sur des

rencontres à caractère national concernant la mise en place de la démocratie à Madagascar. Le Volume 2

comprend les constitutions de la République depuis 1992, ainsi que des textes portant sur la communication audio-visuelle et les Partis Politiques. Le Volume 3 met en évidence diverses

propositions concernant la révision du code électoral qui a été souvent cité comme une des raisons des

crises politiques à Madagascar.

Toutes les recommandations soulignent l'importance d'une approche pluraliste et favorisent la diversité

contre la pensée unique. Le recueil de textes montre bien l'esprit de leur temps et donne une image du

pouvoir en place. Les articles, les bulletins, les propositions ou les lois ne sont pas commentés. Les

lecteurs sont invités à se faire eux-mêmes des idées sur le système politique de l'époque respective.

La FES et ses partenaires souhaitent que cette compilation de documents aide les acteurs de la société

malgache à ne jamais oublier l'importance d'un consensus national.

Oliver Dalichau

Représentant Résident de la Friedrich-Ebert-Stiftung

SOMMAIRE

1.Tatitry ny Hery Velona notarihin'ny F.F.K.M. (FIOMBONAN'NY

FIANGONANA KRISTIANINA ETO MADAGASIKARA),

5 - 9 desambra 1990, Falda - Antananarivo,

114 pejy

2.FEHIN-KEVITRA FIHAONAMBEM-PIRENENA - FORUM,

22 - 31 marsa 1992, Antananarivo, Madagasikara,

247 pages

3.La démocratie à Madagascar : SAFIDY (SEHATR'ASA FIARAHA-

MIENTANA MANKANY AMIN'NY DEMOKRASIA),

20, 21, 22 septembre 2000, Falda Antanimena, Antananarivo,

97 pages

4.RESOLUTIONS de la Conférence Nationale Unique 2005 : Les 3

Forces de la Nation (RFN, SPDUN, CRN), Andoharanofotsy,

Antananarivo - Atsimondrano les 2, 3, 4 Juin 2005

16 pages

FIOMBONAN'NY FIANGONANA KRISTIANINA ETO MADAGASIKARA (F.F.K.M)

TATITRY

NY HERY VELONA

NOTARIHIN'NY F.F.K.M.

5-9 DESAMBRA 1990, FALDA - ANTANANARIVO

TENY MIALOHA

1. FITARIHANA

Raha vao nijoro ny FFKM tamin'ny 1980 dia efa nazava tsara tao amin'ny Fotodalany ny amin'ny hoe Fijoroana ho

vavolombelona eo anivon'ny Fiaraha-monina sy ny raharaham-pirenena. Koa niezaka izy hatrany ampiandohana

nijoro araka izany asa nofaritany izany. Tamin'ny 1982 ary dia nanao Zaikabe izy tao ANTSIRABE ka nandalina ny lohahevitra hoe "VAHOAKA KRISTIANA MTATRIKA NY FANARENAM-PIRENENA". Ary tamin'izany no efa tsapany fa ilaina ary tsy

maintsy atao izay hamelomana ny risi-pon'ny olona ka iantsoana sy amoriana ny olom-pirenena rehetra

mahatsiarotena sy sahy rnandray andraikitra"(tatitry ny Zaika P.58 and 311)

Tsy zava-baovao tamin'ny FFKM ary ny hevitra famoriana ny hery velona ia zavatra niandry izay fotoana

hanatanterahana azy fotsiny.

Tsy nahagaga ary raha nanao antso avo ny FFKM tamin'ny Mai 1989 mba hifanatonan'ireo antoko politika samihafa

mba hisian'ny Filaminana sy Fampihavanana taorian'ny Fisavorovoroana nanodidina ny Fifidianana ireny.

Nohamafisin'ny Filoham-piangonana ny ilana ny Famorianan ny Hery velona tamin'ny Hafatra nataony tamin'ny

fivorian'ny Komity Foibe faha -XI tao amin'ny Foibe Frenjy tamin'ny Septambra 1989 ary notsahivin'ny Birao

Foibe FFKM tamin'ny Hafatra pentekosta 1990.

Izany rehetra izany dia niafara tamin'ny fanapahan-kevitry ny Filoham-piangonana izay nambarany tamin'ny

taratasiny tamin'ny 12 jona 1990 ka nanaovana ny Fihaonam-ben'ny Hery velona dingana voalohany sy dingana

faharoa.

2. FANOMANANA NY FIHAONAMBE VOALOHANY : 16-20 AOGOSITRA 1990

Ny FFKM mihitsy no nandray an-tanana manontolo ny fanomanana sy ny fitarihana.

Ireo Filan-kevitra FFKM no nitsinjara tany amin'ireo vaomiera mpanomana ary teknislana kristiana vitsivitsy no

notendren'ny Birao Foibe FFKM hifanampy amin'izy ireo.

3. FANOMANANA NY FIHAONAM.BE FAHAROA

Rahefa vita kosa ny Fihaonambe dingana voalohany dia nijoro nv rafitra fanohizana natao hoe: Filan-kevitry ny Hery

velona (Comité de suivi) izay nofidin'ireo sokajin'olona nandray anjara tamin'izay dingana voalohany izay; ireto ary

ireo tao amin'ny Filan-kevitra aly amin'ny FFKM:

BIRAO FFKM:Père Adolphe RAZAFINTSALAMA

Atoa RAMINO Paul, mpitandrina

Atoa RAZAFIMANANTOANINA Max

Atoa RAZAFIMANJATO Roger

FIEFIP:Atoa RAKOTONIRAINY Josoa, mpitandrina

Atoa RAFAM'ANDRIANJAFY Miandriarijaona

Atoa RAKOTOVAO Raymond

Atoa ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe

3

AVY AMIN'NY SAMPANDRAHARAM-PITSARANA:

Rtoa RAZAFINTSALAMA Jeannine

Atoa RAJAONARIVELO Jean Michel

AVY AMIN'NY ANTOKO POLITIKA

Atoa RAVONY Francisque

Atoa ZAFY Albert

Atoa ANDRIAMANJATO Richard

AVY AMIN'NY SENDIKA:

Atoa David Andre Silamo

Atoa RAZAFIMANJARY Louis Z.

Atoa RAPELANORO Rabenja

AVY ANY AMIN'NY TOE-KARENA :

Atoa RAMAROSON Andre

Atoa RAMENASON GASTON

Atoa ANDRIAMBOAVONJY Louis Victor

Atoa RAJAOSON Gedeon

Rtoa RAMAROSOA Svlvia

AVY AMIN'NY SOSIALY SY KOLTORALY

Atoa ANONA Frederic Manelo

Frère Célestin RASOLOARISON

Dr RAKOTOMALALA Manan'Ignace

Atoa SOLOHERY Charles Hilaire

AVY AMIN'NY SAMIHAFA:

Atoa BETIANA Bruno

Atoa BENJAMIN Paul

Atoa RADILOFE Justin

lzy ireo no nofidin'ny Biraony araka izao :

Filoha : Pastora Josoa RAKOTONIRAINY (FFKM)

Filoha Mpanampy : R. P. Adolphe RAZAFINTSALAMA (FFKM)

Me RAVONY Francisque (Antoko Politika)

Mpitantsoratra:RAKOTOVAO Raymond (FFKM)

Mpitahiry vola:RAFAM'ANDRIANJAFY Miandriarijaona (FFKM) Mpanolotsaina:RAMAROSON Andre (Mpandraharaha toe-karena)

RAZAFINTSALAMA Jeannine (Fitsaràna)

BETIANA Bruno (CNOE)

Io Filankevitry ny Hery velona io (Comité de suivi) no nanomana ny Fihaonambe Faharoa ka nanagana vaomiera

efatra izy tao amin'ny Fanatotonsany ny asa fanomanana : 4

VAOMIERAN'NY FAHASALAMANA :

Notarihin'ny Professeur RAZAFINTSALAMA Charles

Docteur RAKOTOMALALA Manan'Ignace

sy Atoa ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe

VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA :

notarihin'ny Frère RASOLOARISON Célestin sy ny Depiote RAZAFINDRAKOTO Jules

VAOMIERAN'NY TOE-KARENA :

notarihin'Atoa RAJAONSON Gedeon sy Professeur ANONA Frederic Manelo ary Atoa RAVELOSON Constant.

ARY VAOMIERAN'NY LALANA. SY FIAINAM-PIRENENA

Notarihin'RANAIVOSOA René

sy Rtoa RAZAFINTSALAMAJeannine ary Rtoa RAVONY Francisque.

Marihina fa ny olona notendren'ny Mpiara-miasa tao âmin'ny Vaomiera ireo hitarika. Ny Vaomiera iray dia nahitana

olona telopolo ka hatramin'ny efapolo isanisany. lzay tiana homarihina manokana eto anefa, dia ny

fandraisan'anjaran'ireo sampandraharaharn-panjakana izay tsy hotanisaina ny anarany, fa holazaina kosa ny asan'ny

vitsivitsy mba hahatsapantsika ny haben'ny andraikitra noraisiny tamin'ny fanomanana : - Mpanolo-tsaina tekinikan'ny Ministeran'ny Vola - Mianolo-saina tekinikan'ny Ministeran'ny Fitsaràna - Mpanolo-tsaina tekinikan'ny Ministeran'ny Mponina - Tale avy amin'ny Banque des Données de L'Etat - Rektoran'ny Oniversite, ........................

Be dia be izy irceo no nifanampy tamina Manampahaizana ambony sy Tale avy amin'ny orin'asa sy

sampandraharaha tsy miankina amin'ny Fanjakana.

4. TOMPON'ANDRAIKITRA TAMIN'NY. FANATONTOSANA NY DINGANA FAHAROA.

Toy izao ny tompon'andraikitra tamin'ny fanatontosana ny dingana faharoa :

Mpitarika ny Fivoriana (Nifandimby)

- Atoa Josoa RAKOTONIRAINY, mpitandrina - R. P. Adolphe RAZAFINTSALAMA . Me RAVONY Francisque

Mpitantsoratry ny Fivoriana

- RAKOTOVAO Raymond - ANONA Manelo Frederic

Sekretaria Jeneraly

Fampandehanana ny Sekretaria Jeneraly

- RAZAFIMANANTOANINA Max

Mpandrindra

- Atoa RAMINO Paul, Mpitandrina Mpiandraikitra ny Sekretaria, Fampitaovana, Sakafo, Fitoriana ary Filaminana : - RAZAFIMANANTOANINA Max

Mpanampy azy : - RAZAFIMANJATO Roger

- ANDRIANAVALONA Daniel 5

Mpitantam-bola: - NARIVONY Solomon Franck

Mpandray vola: - RAKOTONIRAINY Evelyne

Fifandraisana amin'ny mpanao gazety:- RAJOELISOLO Lequerre Fizaràna ny antontan-taratasy : - RAMENASON Henriette

Mpitendry masinina : - RASOAMALALA Jeannette

- VOAHTRANA (FFPM) Irakiraka sy raharaha ankapobeny : RAZAFINDRAKOTO F. d'assise - RANDRIANARIVO Rémi Mpifandray amin'ny Etat Major Mixte Opérationnel momba ny sécurité: - NARIVONY Solomon Franck - RANAIVOSON Henri

5. ANDRAIKTTRA MANOKAN'NY FFKM :

Nanatrika ny fotoam-pivoriana rehetra hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ny Filoham-piangonana efatra

mirahalahy : Atoa RAMAMBASOA Joseph, MpitandrinaFilohan'ny FJKM

Pastora RABENOROLAHY BenjaminFilohan'ny FLM

Mgr Rémi Joseph RABENIRINAFilohan'ny FEEM

Ny kardinaly Victor RAZAFIMAHATRATRAFiloha ambonin'ny EKAR eto Madagasikara.

Vavaka hatrany no nanombohana sy namaranana ny Fivoriana isan'andro ka fanompoam-pivavahana lehibe no

nanombohana ary namaranana azy tao Antanimena EKAR namakiana ny fehin-kevitra. Nivory manokana ny

Filoham-piangonana sy ny Biraon'ny FFKM ary dia nanao Fanambaràna. Hita ao amin'izany fanambaràna izany ny

Hevitnv ny FFKM manokana momba ny Hery Velona sy ny asa mbola hataony.

6. FANAMARIHANA FARANY .

Eo am-pamakiana izao tatitra izao dia tsaroana fa mitohy ny asan'ny FFKM. Ohatra fotsiny no ilazàna eto fa ny

ankamaroan'ny Hevitra noraisin'ny Mpivory tamin'ny Fihaonambe dia efa nipoitra tamin'ny Zaikabe FFKM sy

Hafatry ny Komity Foibe :

* Momba ny lalam-panorenana sy lalàna fanafoanana ny FNDR: jereo tatitry ny Zaikabe 1982 p. 58 and 322 sy 323

* Momba ny fampianarana: jereo tatitry ny Zaika 1982 p. 71-72 (fanarenana, fanagasiana... ) jereo koa Fehin-

kevitra natolotra ny Fanjakana tamin'ny 1983 p. 12 (fanamarihana momba ny firafitry ny Ministera ) ...

* Momba ny Fahasalamana: jereo Zaikabe Fianarantsoa 1987

* Momba ny toe-karena : jereo Zaikabe Antsirabe 1982 sy Fianarantsoa 1987 (fanalalahana, fanohanana ny

Mpandraharaha tera-tany )

Tsara ny hamerenana hamakiana ireny mba tsy hihinanana ambolony izay voalazan'ny Hery velona. Farany hita ao

amin'ny Boky tatitra Zaikabe 1982 sy amin'ny Fihaonamben'ny Hery .Velona voalohany fa misy fototra teolojikan'izao asa fijoroana ho vavolombelona ijoroan'ny FFKM eto amin'ny Fiainam-Pirenena izao. 6

FITANANA

AN-TSORATRA

FIZOTRY

NY FIVORIANA

ISAN'ANDRO

7

FIHAONAMBEN'NY HERY VELONA TAHIRIHIN'NY FFKM

DINGINA FAHAROA

FANDAHARAM-POTOANA ISAN'ANDRO

ANDROALAROBIA 5 DesALAKAMISY 6 DesZOMA 7 DesASABOTSY 8 DesALAHADY 9 Des 8 ora 9 ora

10 oraFandraisana ny BADGES

farany

FANOMPAM-

PIVAVAHANA

FanokafanaFANOMPOAM-PIVAVAHANA MARAINA

TATITRY ny voamirema

Miato kely

10 ora ½

12 oraFiarahabana sy

Fandaminana samihafaTATITRY ny vaomiera

LALANA SY FIAINAM-

14 ora ½

15 ora

16 oraTATITRY ny vaomiera

FAMPIANARANA sy ...ASAM-BAOMIERAFIVORIAM-BEFIVORIAM-BEFANOMPOAM-

PIVAVAHANA

Miato kely

16 ora ½

18 oraFANABEAZANAASAM-BAOMIERAFIVORIAM-BEFANDRAVONANAFAMARANANA

FITANANA AN-TSORATRA

MIKASIKA NY FIHAONAMBEN'NY HERY VELONA FAHA-II

Alarobia 05 Desambra 1990 - Maraina

- Hita fa liana tanteraka ny vahoaka maro hamoniy ity fihaonambe faha-ll ity ka dia efa tonga mialoha handray ny Badges

-hisoratra anarana -handray ny dossiers. - Nizotra tsara ny fizaràna iroo antontan-taratasy ireo.

- Nanomboka tamin'ny 9 ora niheverana azy ny fotoana ela voalamina tao amin'ny fandaharampotoana isan'andro.

- Tonga teo nanatrika ny fihaonambe faha-ll ny Hery Volona ny Filoham-piangonana efatra. - Vavaka fohy sy hira mifanaraka amin'ity fihaonana ity no nataon'ireo tompon'andraikitra. - Pasteur RAMAMBASOA no nitarika ny fivavahana. - Rèv.Père Adolphe RAZAFINTSALAMA, Filohan'ny Birao F.F.K.M no nitondra ny hevitry ny F.F.K.M. - Pasteur Josoa RAKOTONIRAINY, Filohan'ny Filan-kevitry ny Hery velona no nitondra ny hevitry ny Hery velona. - Vita izany rehetra izany dia niroso teo amin'ny teny : -fiarahabana -fanentanana -toe-tsaina iombonana ny tompon'andraikitra ary nozaraina ny taratasy mikasika ny fomba fiasa mendritra ny fivoriana. - Niroso tamin'ny fifankahalalana ny mpivory rehetra : -solontenam-piangonana -mpikambana ao amin'ny antoko politika sy ny sendikà -mpiasam-panjakana -fikambanana sosialy. - Novakiana ny anaran'ireo solontena avy any ivelany (Frantsa) tonga nanatrika ny fihaonambe -Action Chrétienne pour Madagascar (ACM) -Concertation Régionale tany Frantsa - Nanamafy ny Mpandrindra iombonana fa misy fiangonana protestanta tsy miankina misokatra isan'andro

(manomboka arnin'ny 6 ora maraina sy 12 antoandro), azon'ny rehetra ivavahana ao Antanimena akaikin'ny Paositra. Nomarihina fa

maro ny vahoaka kristianina eran'ny Nosy miombom-bavaka amintsika amin'izao fihaonambe faha-ll izao. - Niroso nijery ny fandaharam-potoana iombonana mandritry ny fihaonambe ny mpivory. lreto misy fanamboarana : -Conférence de Presse, Zoma07 /12/90 manomboka amin'ny 10 ora maraina -Asabotsy 08 Desambra 1990 amin'ny 8 ora maraina, Fivoriambe -Alahady 09 Desambra 1990 amin'ny 3 ora hariva, fanompoam-pivavahana ao amin'ny Fiangonana

Katôlika Antenimena.

- Nomena fitenenana ny mpivory ka nisongadina ireto : -. nisy hevitra ho entina any emin'ny asam-baomiera ary niangaviana hatao an-tsoratra. -nisy kosa namatraka fanontaniana mialoha sahady nefa tokony ho entina any amin'ny vaomiera izany.

- Maro ireo nametraka fanontaniana koa dia voatery namaly ireo mpitarika ny fivoriana indrindra mikasika :

-ny fitohizan'izao fihaonambe izao -ny rafitra maharitra mety ho ajoro -ny mety ho fijoron'ny F.F.K.M. -ny mety ho anjara asan'ny antoko pôlitika sy ny fikambanana samihafa. - Nozaraina ny taratasy samy hata mikasika : -fisoratana anarana ho an'ireo solontenam-piangonana, mikasika ny saran-dàlana (peréquation ) -ticket mikasika ny sakafo. - Efa nozaraina : -teny fanambarana F.F.K.M -teny fanokanana nataon'ny Filohan'ny Filan-keviyry ny Hery velona.

- Vavaka sy hira fisaorana an'Andriamanitra no namaranana ny fotoana maraina, nirava tamin'ny 11 ora sy sasany.

Ny Mpitantsoratra :

- RAKOTOVAO Raymond - ANONA Frédéric. 9

Alarobia 05 Desambra 1990 - Hariva

VAOMIERA FAMPIANARANA SY FANABEAZANA

- Rév. Pàre Adolphe RAZAFINTSALAMA no nitarika ny fivoriana. - Tonga nanatrika ny fivoriana ny Filoham-pangonana 4.

- Taorian'ny vavaka fanoloran'ny andro, die nanao ny Tatitry ny asan'ny Vaomieram-Panomanana ny "Fampianarana

sy ny Fanabeazana" : olona 2 izy no niaraka nanolotra izany.

- Famintinana ny asa vita no nataon'izy ireo ary nanamafy fa hisy "document" omena ireo mpivory rehetra miisa 500.

- Raha atao indray miteny dia : -miainga amin'ny fanamboarana ny Constitution sy lalàna 78.040 ny fampianarana sy ny fanabeazana. -tokony hajoro ny "Commission technique" handinika ny 78.040.

- Nohamafisin'ireo mpitarika ny fivoriana fa ho dinihina any amin'ny asam-baomiera avokoa ny hevitra natolotr'ireo

nandray fitenenana miisa maro tokoa. - lreto dia tena nisongadina tamin'izany fangataham-panazavana izany : -Rafitra vaovao ny Fampianarana -"Identité malgache" -Fomba fampianarana amin'ny teny malagasy sy Frantsay ary ny tenim-pirenena hafa. - Nanamafy ny mpametraka fanontaniana mikasika ny "Université" indrindra ny mpianatra momba ny

"assainissement". Nangataka izy ireo mba ho dinihina akaiky avy amin'ny Vaomiera ireo tolo-kevitra naroson'ny

mpianatra.

- Mikasika ny ho enti-manana dia tsapan'ny mpivory fa kely tsy ampy ny vola natokane ho an'ny fampianarana sy ny

fanabeazana, nefa nisy ny atao hoe: "CRESED" . llaina ny fanaraha-maso azy io ary tokony homenâ ny anjaran'ny

Fampianarana Privée.

- Nanamafy ny tanora fa ilaina ny hananan'izy ireo asa aorian'ny fianarana. Tsapan'izy ireo fa tena fampianarana

rnitondra amin'ny "chômage" ity ataon'izy ireo ity, -Tsara ny BACC nefa tena ilaintsika ve izy io eo amin'ny lafin'ny rehetra : -asa -fidirana any amin'ny "Univérsité" izay heverina fa tokony hisy "Concours"... -Tokony ho dinihlnâ akaiky : -Formation professionnelle -Formation technique -Spécialité par région sy Grandes Ecoles -Service National (S.N.) -Bourses.

- Nisy nangataka fa tokony hitovy hevitra ny fampianarana rehetra eto amin'ny F.F.K.M. ho endrika hanatsarana

fampianarana.

- llaina ny " formation » ho an'ny mpampianatra (Ecole Normale), privée ary ny Université privé koa.

- Nisy nanamafy fa tokony omena lanja eo amin'ny fanabeazana ny tanora ireto : -Fanatanjahan-tena -Fanabeazana ara-Pikambanana tanora (skotisma sy ny fikambanana hafa ... )

Nozaraina ny tatitry ny Vaomiera ary hiram-pivavahana no natao namaranana ny fivoriana alohan'ny fiatoana kely

Ny Mpitantsoratra :

- RAKOTOVAO Raymond - ANONA Frédéric. 10

Alarobia O5 Desambra 1990 - Hariva

VAOMIERA FAHASAI.AMANA

- Pasteur Josoa RAKOTONIRAINY no mitarika ny fivoriana. -Tonga nanatrikany fivoriana ny Filoham-pangonana 4. - Mpitondra teny 4 no nanao ny tatitry ny asam - baomiera mikasika ny Fahasalamana. - Nanamarika izy ireo fa hisy antontan - taratasy omena ny mpivory. - lreto no foto - kevitra lehibe natolotr'ireo mpitondra tatitra : -andraikitry ny daholobe ny fahasalamana -misy akony lehibe eo amin'ny constitution ny fahasalamana -tsapa fa krly tokoa ny teti - bola natokana ho an'ny fahasalamana. Ohatra nomen'izy ireo dia ny ezaka nataon'ny Costa - Rica hanatsarana ny fahasalamana any amin'izy ireo.

- Nanamafy ny mpivory fa ilaina mihitsy ny fanaraha - maso ny " DON" mikasika ny fanafody omen'ny olona

avy any ivelany : mety efa lany andro izy ireny ary mety tsy ho tandrify amin'izay tena ilaina.

- Tsy ampy velively ny " Pouvoir d'achat" ny fianakaviana ka tsy tafiditra velively ao amin'ny teti - bolan'ny

fividanana fanafody.

- llaina tokoa ny rafitra matipaika mikasika ny Santé mba ho tena hitondra fahasalamana ho an'ny daholobe ny

ho tanterahina. -Hodinihina akaiky ny mikasika ny OSTIE sy ny CNaPS. -Omena fiofanana bebe kokoa ny mpitsabo mpanampy.quotesdbs_dbs13.pdfusesText_19