[PDF] [PDF] NY TANTARANNY LITERATIORA MALAGASY TEO ANELANELAN

ANTANANARIVO 2008 Date de soutenance : 14 Novembre 2008 NY TANTARAN'NY LITERATIORA MALAGASY TEO ANELANELAN' NY TAONA 2002-2006 



Previous PDF Next PDF





[PDF] Ny fifandraisani Frantsa sy i Madagasikara = Des - FES Bibliothek

1 Mpitarika maka lesona amin'ny tantara Mametraka maridrefy sy fanamby: Ny fifandraisan'i Frantsa sy i Madagasikara Des leaders apprennent de l'histoire et 



[PDF] Tantarani madagasikara 1787 pdf - f-static

Tantaran'i madagasikara 1787 pdf Page 2 Tantaran'i Mahazoarivo Ao'ny ilany atsimo atsinanan'Antananarivo renivohitr'i Madagasikara, tsy misy 



[PDF] Tantara ny andriana eto madagasikara pdf - f-static

Tantara ny andriana eto madagasikara pdf 2 boky ao amin' ny 8 Rani Andriana dia Madagasikara hafa izay naorin' i Malagasy mpahay tantara



[PDF] Télécharger la version PDF - Madarevues

CALLET : Tantara ny Andriana eto Madagascar, deux tomes, Presy Katolika, Antananarivo, 1878 2 - R R P P ABINAL et MALZAC : Dictionnaire malgache 



[PDF] Tantara ny andriana - Data BNF

Éditions de Tantara ny andriana (8 ressources dans data bnf fr) Livres (8) Histoire des rois Ny tantaran'ny andriana eto Madagascar (malgache) Tantara ny 



[PDF] v6286_CON28pdf - Madadoc

Tantaran'ny fiorenan'ny fahasamihafana misy eto Madagasikara Biby misy taolana teto Madagasikara tamin'ny faramparan'ny vanim-potoana "Cretacée":



[PDF] PROGRAMMES SCOLAIRES Classe de 7ème - Ministère de l

mikorosy fahana ny fahaiza-miaina sy ny fitondran-tena teto Madagasikara Tantara 153-164 Géographie 165-182 Connaissances Usuelles 183-226



[PDF] Classe Terminales A, C, D - Ministère de lEducation Nationale

ny tontolo ipoirany ▫ Mifehy ny tantaran'ny literatiora Malagasy manontolo ▫ Mamaky ny asa soratra manaraka ny ambaratonga ilaina ▫ Manasongadina ny



[PDF] NY TANTARANNY LITERATIORA MALAGASY TEO ANELANELAN

ANTANANARIVO 2008 Date de soutenance : 14 Novembre 2008 NY TANTARAN'NY LITERATIORA MALAGASY TEO ANELANELAN' NY TAONA 2002-2006 

[PDF] test de niveau francais pour etrangers

[PDF] exemple de test de positionnement fle

[PDF] test d'évaluation fle

[PDF] test fle a1

[PDF] test de niveau français b1

[PDF] test de niveau français b1 pdf

[PDF] le lac lamartine texte pdf

[PDF] le lac de lamartine analyse pdf

[PDF] poème le lac de lamartine pdf

[PDF] méditation poétique lamartine l isolement

[PDF] b53 test gratuit

[PDF] lamb to the slaughter en francais

[PDF] test 16pf5 gratuit en ligne

[PDF] 16pf5 questionnaire pdf

[PDF] 16pf test gratuit

UNIVERSITE D"ANTANANARIVO

ECOLE NORMALE SUPERIEURE

DEPARTEMENT FORMATION INITIALE LITTERAIRE

C.E.R. LETTRES MALGACHES

MEMOIRE DE FIN D"ETUDE POUR L"OBTENTION DU CERTIFICAT

D"APTITUDE PEDAGOGIQUE DE L"ECOLE NORMALE

(CAPEN) PAR RAKOTONIRINA Lantoniaina Claudia

BOKY I

Directeur de Mémoire:

Andriamatoa ANDRIAMANATSILAVO Seth

Maître de Conférences

ANTANANARIVO 2008

Date de soutenance : 14 Novembre 2008

NY TANTARAN"NY LITERATIORA

MALAGASY TEO ANELANELAN"

NY TAONA 2002-2006

UNIVERSITE D"ANTANANARIVO

ECOLE NORMALE SUPERIEURE

DEPARTEMENT FORMATION INITIALE LITTERAIRE

C.E.R. LETTRES MALGACHES

MEMOIRE DE FIN D"ETUDE POUR L"OBTENTION DU CERTIFICAT

D"APTITUDE PEDAGOGIQUE DE L"ECOLE NORMALE

(CAPEN) PAR RAKOTONIRINA Lantoniaina Claudia

BOKY I

Directeur de Mémoire:

Andriamatoa ANDRIAMANATSILAVO Seth

Maître de Conférences

ANTANANARIVO 2008

Date de soutenance : 14 Novembre 2008

NY TANTARAN"NY LITERATIORA

MALAGASY TEO ANELANELAN"

NY TAONA 2002-2006

I

TENY FISAORANA

Amim-panetren-tena no ilazanay fa tsy tanteraka izao asa fikarohana ataonay izao, raha tsy teo ny fanoloran-tanana nataon"ny olona maro samihafa. Ety am-piandohana, dia tsy hainay ny tsy hankasitraka ireo mpanabe rehetra teto amin"ny Sekoly, izay namolavola anay nandritra izay dimy taona izay. " Ny hazo, hono, no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara ". Nanana ray aman- dreny tokoa izahay nanana anareo, ka tonga amin"izao toerana izao. Singaninay manokana amin"izy ireo Andriamatoa RAHARIJAONA Alphonse, izay nanaiky ho Filoha mpitantana ny asa izay nataonay. Toloranay fisaorana ihany koa Andriamatoa RAJAONARISON Jean Edouard, tamin"ny nanekeny handray an-tanana ny fitsarana ny asanay. Tsy hadinoinay ihany koa Andriamatoa ANDRIAMANANTSILAVO Seth, nanaiky nohelingeleninay nandritra ny fotoana maro. Tsy nitandro hasasarana sy nanana fandavan-tena tokoa tamin"ny fanomezana torohevitra samihafa nentina nanatsarana ny asanay. Ankoatra izany, dia maneho fisaorana feno an"Andriamatoa RANDRIAMAHAZO Jean Claude, Filohan"ny Sampana Teny Malagasy, noho ny fanampiany anay hatramin"izay. Zava-poana ny fenitra tian-kotratrarina, raha tsy teo ianareo mpanoratra mpikambana samihafa. Ianareo no angady nananana sy vy nahitana izao asa izao, ka mankasitraka tompoko. Na izany aza toloranay fisaorana manokana eto ianareo Filohan"ny fikambanana samihafa. Anisan"izany Andriamatoa RAHAINGOSON Henri, Filohan"ny HAVATSA-UPEM, Andriamatoa RAKOTOSOLOFO Joseph, Filoha mpitantana ny FARIBOLANA SANDRATRA, tsy hadinoina ihany koa Andriamatoa RAVALOSON Mbato, Filohan"ny Fikambanan"ny Mpanao Teatra Malagasy. Tsaroanay ka isaoranay be dia be ianareo mpanoratra rehetra, noho ny nandraisanareo anay tsy tamim-pihambahambana. IIMendri-pisaorana ihany koa ianareo rehetra nanampy sy nanohana anay tamina lafin-javatra maro. Anisan"izany ianareo ray aman-dreny, ianareo mpiray tampo, izay nifanome tanana taminay. Isaorana feno toraka izany koa ianareo fianakaviana rehetra. Ankoatra ireo voatanisa rehetra ireo, dia tsy ataonay ambany maso tsy hita ireo mpandraharaha isan-tsokajiny rehetra, ianareo namana akaiky, indrindra fa ny andiany Tambatra. Sitraka enti-matory, Tompoko, ny soa nataonareo rehetra ka hovaliana raha mahatsiaro.

Mankasitraka, Tompoko!

R.L.N.

III

FIZAHAN-TAKILA

LISITRY NY FAFANA

LISITRY NY KISARY

LISITRY NY FANAFOHEZAN-TENY

TENY FAMPIDIRANA ANKAPOBENY ............................................................... 1

0. 1. NY ANTON"NY SAFIDY .................................................................................. 2

0. 2. NY TANJONA KENDRENA ............................................................................ 4

0. 3. NY HAITSIKERA AMPIASAINA ................................................................... 5

0. 4. NY FETRAN"NY ASA ....................................................................................... 8

0. 5. NY FOMBA NANATANTERAHANA NY ASA ............................................. 9

0. 6. NY OLANA NOSETRAINA SY NY VAHAOLANA

TAMIN"IZANY ................................................................................................ 11

0. 7. NY DRAFITRA ARAHINA ............................................................................ 13

Fizarana voalohany:

IREO ZAVA-NISY TEO ANELANELAN"NY TAONA 2002-2006

1. 1. NY ZAVA-NISY ERAN-TANY SY TETO MADAGASIKARA TEO

ANELANELAN"NY TAONA 2002-2006 ...................................................... 14

1.1.1. Ny zava-nisy talohan"ny taona 2002 ............................................................ 14

1.1.1.1. Ny zava-nisy eran-tany talohan"ny taona 2002. .................................... 15

1.1.1.2. Ny zava-nisy teto Madagasikara talohan"ny taona 2002. ...................... 18

1.1.2. Fanamarihana ny zava-nisy teo anelenelan"ny taona 2002-2006 ................. 21

1.1.2.1. Ny zava-nisy tany ivelany nandritra ny taona 2002 .............................. 21

1.1.2.2. Ny zava-nisy teto Madagasikara nandritra ny taona 2002 .................... 32

1. 2. IREO GAZETY MIVOY NY LITERATIORA MALAGASY ................... 48

1.2.1. Ireo gazety tsotra .......................................................................................... 48

1.2.1.1. Ny Gazetiko ........................................................................................... 49

1.2.1.2. Ny gazety Taratra .................................................................................. 57

IV

1.2.2. Ireo gazetin"ny fikambanana mpanoratra .................................................... 60

1.2.2.1. Ny gazety Valiha .................................................................................. 60

1.2.2.2. Ny gazety Ambioka .............................................................................. 66

1. 3. IREO FIKAMBANANA MPANORATRA NANAMARIKA NY VANIM-

POTOANA ......................................................................................................... 71

1.3.1. Ny HAVATSA-UPEM................................................................................. 71

1.3.1.1. Ny tantarany ......................................................................................... 71

1.3.1.2. Ny fitsipika mifehy azy ........................................................................ 73

1.3.1.3. Ny rafitra misy ao ................................................................................. 74

1. 3.1.4. Ny fomba fiasa teo anivon"ny fikambanana ......................................... 79

1.3.2. Ny FARIBOLANA SANDRATRA ............................................................ 80

1.3.2.1. Ny tantarany .......................................................................................... 80

1.3.2.2. Ny fitsipika mifehy azy sy ny tanjona kendreny ................................... 82

1.3.2.3. Ny hetsika natao hanatrarana ny tanjona ............................................... 83

1.3.2.4. Ny fomba fiasany: ................................................................................. 84

Fizarana faharoa:

NY VONTOATIN"NY LITERATIORA

2. 1. NY TARA-KEVITRY NY LITERATIORA

TALOHAN"NY TAONA 2002 ....................................................................... 86

2.1.1. Ny fikaloana ny fitiavana ............................................................................. 86

2.1.2.1. Ny fitiavan"olon-droa ............................................................................. 87

2.1.1.2. Ny fitiavana eo anivon"ny fiarahamonina ............................................. 91

2.1.2.3. Ny fitiavan-tanindrazana ....................................................................... 92

2.1.2. Ny fampiharihariana ny fiaimpiainan"ny vahoaka ....................................... 93

2.1.3. Ny fitsikerana ny fiainana pôlitika ............................................................... 96

V

2. 2. NY RIVOTRA NITSOKA TETO MADAGASIKARA NANDRITRA

NY TAONA 2002-2006 .................................................................................... 99

2.2.1. Ny fitadiavam-pahafahana .......................................................................... 99

2.2.1.1. Ho an"ny mpitondra ............................................................................... 99

2.2.1.2. Ho an"ny vahoaka ................................................................................ 100

2.2.2. Ny firosoana ho amin"ny " fandrosoana / fampandrosoana " .................... 102

2.2.2.1. Ny sehatry ny fitantanan-draharaham-panjakana ................................ 103

2.2.2.2. Ny sehatry ny tekinôlôjia .................................................................... 103

2.2.2.3. Ny sehatry ny kojakojam-piainana andavanandro .............................. 104

2.2.3. Ny vokatry ny rivotra nitsoka .................................................................... 104

2.2.3.1. Ny vokatry ny fitadiavam-pahafahana ................................................ 104

2.2.3.2. Ny vokatry ny firosoana ho amin" ny "fandrosoana /

fampandrosoana" ................................................................................. 105

2. 3. NY TARA-KEVITRA NIOMPANAN" NY LITERATIORA TEO

ANELANELAN"NY TAONA 2002-2006 ............................................................. 107

2.3.1. Fanehoana ny fiainana andavanandron"ny mponina .................................. 107

2.3.1.1. Ny fiatrehana ireo olana isan-karazany ............................................... 108

2.3.1.2. Ny fitaintain-dava manoloana ny tsy fandriampahalemana. ............... 126

2.3.1.3. Ny fizakana ny fahasimban"ny tontolo iainana ................................... 134

2.3.2. Fikaloana ny fitiavan"olon-droa ................................................................. 141

2.3.2.1. Ny fitiavana eo amin"ny fivelarany ..................................................... 142

2.3.2.2. Ny fitiavana sy ny mety ho faharavany ............................................... 148

2.3.3. Fihirana ny fitiavan-tanindrazana ............................................................... 157

2.3.3.1. Ny fisarihana ny mpamaky hitodika amin"ny tanindrazana. ............... 158

2.3.3.2. Ny fitaomana ny mpamaky handala ny teny malagasy ....................... 166

2.3.3.3. Ny fanentanana ny mpamaky handresy ny fahantrana ........................ 172

VI

Fizarana fahatelo:

NY TONTOLON"NY HAISORATRA NANDRITRA NY VANIM-POTOANA

3. 1. NY FIROBOROBOAN"NY LITERATIORA TETO MADAGASIKARA

NANDRITRA NY TAONA 2002-2006 ......................................................... 182

3.1.1. Ny karazana literatiora nahazo vahana teo anelanelan"

ny taona 2002-2006 .................................................................................... 183

3.1.1.1. Ny matoan-dahatsoratra sy/na ny lahatsoratra famotopotoran-

kevitra .................................................................................................. 183

3.1.1.2. Ny lahatsoratra mirindra ...................................................................... 187

3.1.1.3. Ny lahatsoratra mitantara .................................................................... 188

3.1.2. Ny antony nampiroborobo ireo karazan-dahatsoratra ireo ......................... 193

3.1.2.1. Ny fisian"ny fikambanana mpanoratra sy ny fanarahana ny lalana

nizoran"ireo mpanoratra zokiny ......................................................... 193

3.1.2.2. Ny fampiainana ny literatiora teo anivon"ny haino aman-jery

samihafa .............................................................................................. 194

3.1.2.3. Ny firoboroboan"ny boky aman-gazety .............................................. 196

3.1.3. Ny akon"izany firoboroboan"ny literatiora izany tany amin"ny lafin-javatra

hafa ............................................................................................................. 199

3.1.3.1. Teo amin"ny lafiny fampianarana ....................................................... 199

3.1.3.2. Teo amin"ny sehatry ny zava-kanto .................................................... 200

3. 2. NY ENDRIKA NANEHOANA NY LITERATIORA ................................. 203

3.2.1. Ny rafitry ny tononkalo .............................................................................. 203

3.2.1.1. Ny tononkalo manara-drafitra ............................................................. 204

3.2.1.2. Ny tononkalo malala-drafitra .............................................................. 211

3.2.2. Ny endrika nanehoana ny lahatsoratra mitantara ...................................... 221

3.2.2.1. Ny mombamomba ireo mpandray anjara nofinidin"

ny mpanoratra ...................................................................................... 222

3.2.2.2. Ny fanehoana ny fotoana amin"ny ankapobeny .................................. 228

VII

3. 3. NY FOMBA FANEHOAN-KEVITRY NY MPANORATRA ................... 233

3.3.1. Ny fomba filazan-javatra ............................................................................ 233

3.3.1.1. Ny fomba filazan-javatra eo amin"ny lafiny voambolana. .................. 234

3.3.1.2. Ny fomba filazan-javatra eo amin"ny fomba fiteny ............................. 249

3.3.2. Ny fomba fanoratra .................................................................................... 263

3.3.2.1. Ny fanovan-javatra .............................................................................. 263

3.3.2.2. Ny tamberin-javatra ............................................................................. 269

TENY FAMARANANA ANKAPOBENY .......................................................... 283 IREO LOHARANO NANOVOZAN-KEVITRA ................................................ 286 VIII

LISITRY NY FAFANA

Takila

Fafana I: Ireo tantara mitohy ao amin"ny Gazetiko

55
Fafana II: Ireo tantara fandefa amin"ny onjam-peo tany amin"ny OMDA 190
Fafana III: Ny fampifandraisana ny fotoana nofidina amin"ny toe-javatra tantaraina 231
Fafana IV: Ny fifandraisan"ny anaran"ny mpandray anjara amin"ny toetra entiny 245

Fafana V: Ireo voambolana fampiasa andavanandro

246
IX

LISITRY NY KISARY

Takila

Kisary I: Ny rafitra antanantohatra misy ao amin"ny Gazetiko 55 Kisary II: Ireo mpandraharaha samihafa misahana ny tontolon"ny Gazety

Valiha

61

Kisary III: Ireo namorona ny Gazety Ambioka

67
Kisary IV: Ny rafitry ny mpikambana tao amin"ny HAVATSA - UPEM tany am-piandohana 75
Kisary V: Ireo birao nitondra ny HAVATSA - UPEM (2003-2005) 77
Kisary VI: Ireo birao nitondra ny HAVATSA - UPEM nanomboka ny taona 2005 78
X LISITRY NY FANAFOHEZAN-TENY

A. IREO MIOMPANA AMIN"NY LITERATIORA

And. :

Coll. :

éd. :

G.A. :

G.V. :

Imp. :

lah. : tak. :

V.A. :

Andininy

Colléction

édition

Gazety Ambioka

Gazety Valiha

Imprimérie

laharana takila

Vondrona Ambara

A.RE.MA. :

A.V.I. :

B.F.M. :

K.M.M.R. :

M.A.P. :

S. A.V.A. :

B. IREO MOMBA NY ZAVA- MISY ANKAPOBENY

· Amin"ny teny Malagasy

"Antoko REvolisiônera MAlagasy ». " Asa Vita no Ifampitsarana ». " Banky Foiben"i Madagasikara ». " Kômity Mpanohana an"i Marc RAVALOMANANA ». " Madagasikara Am-Perinasa ». " Sambava Andapa Vôhemara Antalaha ».

· Amin"ny teny firantsay

A.N.S. :

B.A.D. :

B.I.T. :

B.M. :

C.C.A. :

C.C.A.C. : " Académie Nationale des Sports ». " Banque Africaine de Développement». " Bureau International du Travail ». " Banque Mondiale ». " Centre Culturel Américain ». " Centre Culturel Albert Camus ».

XI

C.E.I. :

C.G.M.:

C.O.I. :

D.C.P.E. :

D.S.R.P. :

F.M.I. :

H.C.C. :

I.H.S. :

I.N.STAT. :

O.I.F. :

quotesdbs_dbs4.pdfusesText_8