[PDF] FANDAHARAM-PIBEAZANA



Previous PDF Next PDF







FANDAHARAM-PIBEAZANA

Fomba famakiana ny fandaharam-pibeazana 3 Torolalana fitrandrahana isan-taranja Fizahan-takila 5 9 Fitsinjarana ora 10 Fafana fanolorana ny fandaharam-pibeazana 11 KILASIN-TSEHATRA IBEAZANA AO AMIN’NY TAONA FAHEFATRA Kilasin-tsehatra isehoan’ny fifandraisan’ny olona amin’ny tontolo manodidina 12



FANDAHARAM-PIBEAZANA TAONA FAHADIMY

Fomba famakiana ny fandaharam-pibeazana 4 Torolalana fitrandrahana isan-taranja 5 Fizahan-takila 6 Fitsinjarana ora 7 Fafana fanolorana ny fandaharam-pibeazana 8 KILASIN-TSEHATRA IBEAZANA AO AMIN’NY TAONA FAHADIMY Kilasin-tsehatra isehoan’ny fifandraisan’ny olona amin’ny tontolo manodidina 9



Fifehezana fotopampianarana ao amin’ny Testamenta Vaovao

Ny fandaharam-pampianarana momba ny Fifehezana fotopampianarana dia ahitana fianarana 10 tokony horesahina mandritra ilay taranja ianarana ao anatin’ilay taona Ny lahatsoratra mirakitra torolalana ho an’ny fianarana tsirairay dia tokony ho ampianarina mandritra ny fotoam-pianarana mihoatra ny indray mandeha



NY OLAN’NY TANORA ANKEHITRINY - iouc

fandaharam-potoana Dingana Roambinifolo: ny finoana an’Andriamanitra na finoana ny Hery Ambony Kokoa, ary fihaikan’ny olona iray ny fahalavoany sy fampaherezana mahery avy amin’ny namana ao anaty tarika izay mifampizara olana ary manana fahavononana hiova Izany no tena tsiambaratelon’ny asa fitoriana matanjaka atao amin’ny tanora



Ny vorona no manadino ny akany nahafoizany ; Ny valala vahiny

Fandaharam-pianarana : Iraisan’ny mpianatra rehetra (na any Madagasikara na aty Ivelan’ny Nosy) Mizara telo lehibe ny fandaharam-pianarana : kabary fandraisam-pitenenana andavanandro (tera-bao, fiarahabana taom-baovao, tsingerin-taona nahaterahana, tsingerin-taona fikambanana na



Ny fianakaviana mandrakizay: Boky

Ity fandaharam-pianarana ity dia ahitana teny nataon’ireo mpitarika ny Fiangonana izay mety ho hita amin’ny fiteny maro Rehefa miomana ny hampianatra ianao, dia azonao atao ny mampifanaraka ny lesona amin’ny alalan’ny fampiasana ireo teny hafa nambaran’ny mpitarika ny Fiangonana izay mifandraika amin’ilay lohahevitra



Ny filazantsaranny fanjakana Andriamanitra

Io fandaharam-potoana dia tokony ho tanteraka napetraky 2030 ary antsoina koa hoe ny 2030 Agenda ho an'ny fampandrosoana maharitra Tsy mikendry ny hamahana ny olombelona miatrika aretina amin'ny alalan'ny lalàna, fanabeazana, ary ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena sy ny fikambanana iraisam-pinoana



Preschool Program Improves Cognitive Control

1388 30 NOVEMBER 2007 VOL 318 SCIENCE www sciencemag EDUCATIONFORUM mindsets and attentional focus The rules were still “press right for D and left for ” Again,

[PDF] 3ème Festival des Associations et la Conférence locale - Festival

[PDF] 3ème Festival International d`Orgues de Barbarie de

[PDF] 3ème Fête (faites) du jardinage 28, 29, 30

[PDF] 3ème Foire du Tourisme des Etats Membres de l`OCI 18

[PDF] 3ème FONCTIONS AFFINES ET LINEAIRES N15

[PDF] 3ème forum de Reage : Près de 400.000 cadres algériens en Europe

[PDF] 3eme Forum des Banques Centrales de L`AFRACA

[PDF] 3ème Garçons - Collège Georges Besse - Anciens Et Réunions

[PDF] 3ème Interwiew

[PDF] 3ème JOUR : 25 JUILLET 2016 CASSEL A SAINT OMER 25 KM - Histoire

[PDF] 3ème lame à petit or - Club Sport Et Patinage de BREST

[PDF] 3ème manche du championnat de vitesse de la FNSI.

[PDF] 3ème manche Trophée KTM - Ligue Motocycliste des Pays de la Loire - Anciens Et Réunions

[PDF] 3ème Musique et pouvoir : « Swing Kids » P2 Séquence 2

[PDF] 3ème partie - Anciens Et Réunions

MINISTERAN'NY FANABEAZAM-PIRENENAFANDAHARAM-PIBEAZANATaona FahefatraREPOBLIKAN'I MADAGASIKARA

Fitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana

2011MEN

TANJONA ANKAPOBEN'NY APS

Fiovan-toetra amam-pihetsika mitarika amin'ny fanovana ny tontolo manodidina ho tsaratsara kokoa ary mikendry fampandrosoana

maharitra sy fanovozana fahaizan-draha.

TSARA HO FANTATRA REHEFA MAMPIHATRA NY APS

- Rehefa izany, dia miverina ao an-dakilasy mitrandraka ilay seha-piainana misy olana. Dingana telo no lalovana rehefa mitrandraka seha-piainana misy olana :

3- Fikarohana tsotsotra ataon'andiana mpianatra

Inona no atao ao amin'ny dingana voalohany ?

hatraiza ny mahamety na tsy mahamety ny fampiharana izany vahaolana izany ankehitriny ?

TARIDALANA

TARIDALANA

sivilizasiona ka mety hahavaha ny olana sady hanatsarana ny seha-piainana niaingana. ny fotoana laniana amin' io dingana voalohany io, isaky ny seha-piainana.

Inona no atao ao amin'ny dingana faharoa ?

Inona no atao ao amin'ny dingana fahatelo ?

izany. Maharitra adiny enina ny faharetan'io dingana fahatelo io.

FOMBA FAMAKIANA NY FANDAHARAM-PIBEAZANA

izay voarakitra ao amin'ny “olana fototra". piainana misy olana. Ezahana ny hanatrarana ireo toetra amam-pihetsika ireo. 5

TOROLALANA FITRANDRAHANA ISAN-TARANJA

SIANSA SÔSIALY

- mahay miaro sy mitaky ny zo ary manatanteraka ny andraikitra tandrify - manindrahindra ny maha malagasy

MALAGASY

teny malagasy.

FRANTSAY

Fahaiza-manaoFahalalana

"Lexique, éléments lexicaux" "Structures et Expressions"

Mahay manonona sy manoratra

"Sons - Graphies - Dialogue"

Mahay mandray sy milaza hevitra

6

ANGLISY

lazaina. pivelarana ny : 7

Classroom language

Greetings

Welcome !

Good morning.

Good afternoon.

Good evening.

Fine, thank you.

Before entering the classroom

Get into a line.

Come in !

Calling the roll

Who's missing today.

During the lesson

Speak louder.

Silence, please.

Look. Listen.

Put your hand up.

Stand up.

Yes. That's right.

Try again.

Work in groups.

Work in pairs.

Fiarahabana

Tonga soa !

Manao ahoana ianao/ianareo ?

Tsara fa misaotra.

Alohan'ny idirana ao an-dakilasy

Milahara tsirairay.

Milahara tsiroaroa.

Midira !

Fiantsoana anarana

Iza no tsy tonga ?

Tonga aho tompoko.

Mandritra ny fampianarana

Mangina kely, azafady.

Mitsangàna.

Mipetraha.

Marina izany.

Miasà anaty tarika.

Miasà tsiroaroa.

Politeness

Please.

Thanks/Thank you.

Congratulations

Good !

Very good ! Well done !

Excellent ! Super !

School things

pen, pencil, ruler, eraser, Time

School time

Break time

End of lesson/day

Time's up/Time's over.

Tidy up.

Bye, see you.

Fahalalam-pomba

Misaotra.

Tsia, misaotra.

Fandokafana

Tsara !

Tena tsara !

Fitaovana ao an-dakilasy

Boky, kahie, taratasy, solaitra, tsaoka,

Fotoana

Fotoam-pianarana

Fakan-drivotra

Tapitra ny fotoana.

Veloma.

8

SIANSA SY TEKNÔLÔJIA

MATEMATIKA

FANABEAZANA ARA-BATANA

KANTO noitra ho amin'ny fampandrosoana. 9

Takila

2 3 3

Fizahan-takila

5 9 10 11 KILASIN-TSEHATRA IBEAZANA AO AMIN'NY TAONA FAHEFATRA 12 - Ritra ny ankamaroan'ny rano amin'ny fotoana efa tokony hilatsahan'ny orana 13 19 25
31
37
- Mirona amin'ny asa varotra ny olona - Fiompiana madinika sisa no ataon'ny ankamaroan'ny mpiompy - Mameno ma 50
57
63
69
75
81
87
- Tsy vazaha tsy gasy ny teny hita sy re ampiasain'ny olona - Miparitaka ny horonantsary misy herisetra - Ferana ny isan'ny olona voasoratra ao amin'ny fanasana hanotrona ny lanonam-pianakaviana 88
100
106
112
119
126

FIZAHAN-TAKILAFIZAHAN-TAKILA

10

Fitrandrahana

seha-piainana misy olana Fandalinan-kevitra avy amin'ny seha-piainana misy olana

Fikarohana

tsotsotra

Fitamba-

rany

Siansa

Sôsialy

MalagasyFrantsay

Siansa sy

Teknô-

Matema-

tika zana ara- 66
Ora 44
Telovolana iray : seha-piainana 6 ka seha-piainana 2 isaky ny kilasin-tsehatra264 Taom-pianarana iray : seha-piainana 6 isaky ny kilasin-tsehatra792

FITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORAFITSINJARANA ORA

11 olona amin'ny tontolo manodidina Ritra ny ankamaroan'ny rano amin'ny fotoana efa tokony hilatsahan'ny orana

Kilasin-tsehatra isehoan'ny serasera sy ny

Mirona amin'ny asa varotra ny olona

Kilasin-tsehatra ihaonan'ny kolontsaina

Tsy vazaha tsy gasy ny teny hita sy re ampiasain'ny olona nanaovana avy any ivelany

Miparitaka ny horonantsary misy herisetra

Ferana ny isan'ny olona voasoratra ao amin'ny fanasana hanotrona ny lanonam-pianakaviana FAFANA FANOLORANA NY FANDAHARAM-PIANARANAFAFANA FANOLORANA NY FANDAHARAM-PIBEAZANA

KILASIN-TSEHATRAOHATRA SEHATRA

Ohatra seha-piainana misy olana

Ritra ny ankamaroan'ny rano amin'ny fotoana efa tokony hilatsahan'ny orana KILASIN-TSEHATRA ISEHOAN'NY FIFANDRAISAN'NY OLONA AMIN'NY TONTOLO MANODIDINA 13

Fitrandrahana seha-piainana misy olana

Ohatra seha-piainana misy olana

Ohatra sehatra mitovitovy hita

taloha

Hevi-baovaoOlana Fototra

Fanankinana ny fanaraha-maso sy

amin'ny kaominina

Ifanilahana ny fanarenana na dia

Fandalinan-kevitra avy amin'ny seha-piainana misy olana

FahalalanaFahaiza-manao

Toetra amam-

pihetsika

Siansa Sôsialy

amin'ny kaominina : . ny . ny ilàna azy kaominina vezivezena - Mahay mamaritra ireo lalàna mifehy ny - Mahay manolo-kevitra amin'ny vezivezena fampiasana ny - Sahy mandray andraikitra tandrify azy amin'ny fanarenana KILASIN-TSEHATRA ISEHOAN'NY FIFANDRAISAN'NY OLONA AMIN'NY TONTOLO MANODIDINA

FahalalanaFahaiza-manao

Toetra amam-

pihetsika

Malagasy

. ny endrika isehoany taloha : asa vatana, asam- pokonolona, ... - Mahay manazava ny antony ifanampiana amin'ny fanarenana fepetra fampiasana - Sahy mandray andraikitra tandrify azy amin'ny fanarenana

Français

- Lexique relatif à la circulation : . la route, le pont, l'entrée, la sortie, ... . passer, circuler, rouler, marcher, courir, ...

Le pont à l'entrée

quotesdbs_dbs9.pdfusesText_15